Teny iditra fifanalana hazakazaka
Singan-teny fifanalana ; hazakazaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Concours à la course [1.3]
Ohatra Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo. [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12